TOVO J'HAY - AU GRAND COMPLET - TOULOUSE
Archivé le 16/03/2025
Date et heure
Le samedi 15 mars 2025 à 20:29
Lieu
SALLE LE9
9 rue lejeune, 31000 Toulouse
FRANCE, EUROPE
Participant (1)
Pour plus de détails
Asabotsy 15 Martsa 2025
Salle Le9, TOULOUSE
Vidim-pidirana
PROMO MANOKANA HO AN’NY SAINT-VALENTIN : 32€
Hetsika tsy azo adinoina !
Ho tonga ao Toulouse i Tovo J’hay sy ny ekipany hanafana ny lanonana amin’ny hira mampihetseham-po sy malaza indrindra ! Andao hiaraka hankalaza ny 25 taona nandraisany anjara tamin’ny sehatra mozika amin’ity seho miavaka ity !
Tolotra manokana ho an’ny Saint-Valentin !
Ho anareo mitady fanomezana ho an’ny olon-tiana na te hankafy hira mahafinaritra dia vidio izao ny tapakilanareo amin’ny 32€ fa tsy 35€ ! Aza tara fa toerana voafetra !
INFOS & RESERVATIONS :
06 43 04 00 29 / 06 95 80 05 13
Aucun organisateur indiqué pour le moment.
Aucun commentaire pour le moment.
0 Commentaire
Voir tous les commentaires